– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa iangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandre avy hatrany ny Polisy Ekonomika Anosy na ihany koa hiantso ireto laharana finday ireto : – 034
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa iangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandre avy hatrany ny Polisy Ekonomika Anosy na ihany koa hiantso ireto laharana finday ireto : – 034
– Notanterahina ny Talata 21 avrily 2026 tao amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato ny fankatoavana (validation) ny lohahevitra fikarohana ho an’ireo Élèves Commissaires de Police sy Elèves Officiers de Police, Promotion MIAHI. Hetsika iray manan-danja izy ity,
– Nanentana sy nampatsiahy ireo mpitondra fiara sy moto eny amin’ny lalam-pirenena voalohany ireo Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Miarinarivo teo amin’ny barrage de Police Andohavary sy Ambodivona ny 19 Aprily 2026, momba ny fitandremana tokony hatao eny an-dalana sy