FIKAONANDOHAM-PIRENENA HO AN’NY POLISIMPIRENENA : NOTANTERAHINA TENY AMIN’NY ENSP IVATO NY FANDRAVONANA IREO VETIN-KEVITRA REHETRA AVY AMIN’NY MPIZAIKA MANERANA NY NOSY

– Notontosaina ny Alarobia 29 Aprily 2026 ary mitohy anio Alakamisy 30 Aprily 2026, tetsy amin’ny Sekoly Ambony ho an’ny Polisimpirenena (ENSP) Ivato, ny fandravonana sy fankatoavana ireo hevi-dehibe rehetra voaangona nandritra ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Polisimpirenena, izay notanterahina manerana