LALAON’NY NOSY

𝘛𝘢𝘳𝘢𝘯𝘫𝘢 𝘉𝘢𝘴𝘬𝘦𝘵 𝘉𝘢𝘭 : Tompon-daka isika, Medaly Volamena avokoa no azon’ny ekipam-pirenena Malagasy , 3×3 sokajy lehilahy sy vehivavy😍🔥✊🏽 𝗔𝗻𝗸𝗼𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗮𝘆🤍❤️💚 «𝘍𝘢𝘯𝘥𝘳𝘦𝘴𝘦𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘯-𝘬𝘪𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘴𝘢𝘮𝘪𝘩𝘢𝘧𝘢𝘯𝘢. » « 𝙀𝙣𝙨𝙚𝙢𝙗𝙡𝙚 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙪𝙣𝙚 𝙫𝙞𝙘𝙩𝙤𝙞𝙧𝙚 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡’𝙪𝙣𝙞𝙩é 𝙚𝙩 𝙡𝙖 𝙙𝙞𝙫𝙚𝙧𝙨𝙞𝙩é

FITANDROANA NY FILAMINANA MANDRITRA NY LALAON’NY NOSY : NITONDRA FANKAHEREZANA HO AN’NY MPITANDRO FILAMINANA NY PRAIMINISITRA LEHIBEN’NY GOVERNEMENTA

✅️ Nitsidika ny Centre opérationnel hiarahan’ireo mpitandro filaminana (EMMONAT , EMMOFAR ) mandrindra ny fitandroana ny filaminana madritra ny lalaon’ny Nosy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ireo minisitra eo anivon’ny governemanta nahitana ny Minisitry ny fiarovam-pirenena, ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka

AIRTEL MADAGASCAR : NANOME FITAOVAN-TSERASERA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA HOENTINA MANAFAINGANA NY FANATANTERAHANA NY ASA

Tonga nanolotra fitaovan-tserasera ( box internet , puce flotte, écran ) ho an’ny Polisim-pirenena ny Orinasa Airtel izay notarihin’ Andriamatoa RANDRIANARISON Heritiana, Talen’ny varotra sy ny fitsinjarana. 👮‍♂️🙏 Nandray sy nisaotra azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny Contrôleur

JIOI – FITANDROANA NY FILAMINANA : POLISY MIISA HATRANY AMIN’NY 1850 MAHERY NO MIASA ISAN’ANDRO HITANDRO NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANATANTERAHANA NY LALAON’NY NOSY

Adidy lehibe hiandraiketan’ny Polisim-pirenena ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fanatanterarahana ny lalaon’ny nosy izay hanomboka ny zoma ho avy izao ny lanonana fanokafana. ✅️ Nisy ny fivoriana notanterahin’ireo lehiben’ny Polisim-pirenena notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fiarovana ireo toerana sy

LALAON’NY NOSY – TARANJA BASKET BAL : TOY IREO ATLETA REHETRA MANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY DIA NAHAZO PRIME AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANAJAKANA IHANY KOA NY ANKOAY

Tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana, amin’ny fikarakarana ny fiatrehan’ny lalaon’ny nosy izay atao eto Madagasikara manomboka ny 25 Aogositra ho avy izao. Ankoatra ny tohana ataon’ny Minisitera mpiahy dia androany no nanolorana ny  » Prime » avy amin’ny fitondram-panjakana ho an’ireo

PMPM ANTSIRABE – FANAMPIM-BAOVAO MAHAKASIKA IREO ANKIZY ROALAHY TANY ANTSIRABE NIVOAKA FB : EFA HITAN’NY POLISY NY TRANON’IZY ROALAHY ARY MISY NY FANAMPIANA OMENA AZY IREO

Nisy namoaka teto amin’ny tambazotra fb ny fiainan’izy roalahy kely ireto ary voalaza fa sahirana ara-pivelomana ireto farany ka mandeha mitady vola hividianany sakafo ho an’ny zokiny migadra. 👮‍♀️ Voaresaka ihany koa tao anatin’ilay « publication » fa efa maty ny rainy

FIKAONAN-DOHA IRAISAM-PARITRA MIKASIKA NY FIAROVANA SY NY FILAMINANA NY 03 SY 04 AOGOSITRA 2023 : NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANIO ANY MORONDAVA

Nosokafana anio Alakamisy 03 Aogositra any Morondava ny fikaonan-doha iraisam-paritra mikasika ny fiarovana sy filaminana karakarain’ny mpitandro filaminana ( Miaramila , Zandary, Polisy ) . ✅️ Ho fanatanterahana ny velirano napetraky ny Filoham-pirenena dia ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra moa no