AIRTEL MADAGASCAR : NANOME FITAOVAN-TSERASERA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA HOENTINA MANAFAINGANA NY FANATANTERAHANA NY ASA

Tonga nanolotra fitaovan-tserasera ( box internet , puce flotte, Ă©cran ) ho an’ny Polisim-pirenena ny Orinasa Airtel izay notarihin’ Andriamatoa RANDRIANARISON Heritiana, Talen’ny varotra sy ny fitsinjarana.
👮‍♂️🙏 Nandray sy nisaotra azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny ContrĂ´leur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa . Nambarany fa hanafainganana kokoa ny fampitam-baovao amin’ny fanatanterahana ny asa izao fanampiana azon’ny Polisy izao .
✅️ Ireo fitaovana toy ny box internet sy puce misy ireo laharana « flotte » moa dia ampiasain’ny Polisy avy hatrany mandritra ny lalaon’ny nosy raha toa ka omena hianaran’ireo zaza kamboty taizana ao amin’ny Akany Ambatolampy kosa ny solosaina .

AIRTEL MADAGASCAR : NANOME FITAOVAN-TSERASERA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA HOENTINA MANAFAINGANA NY FANATANTERAHANA NY ASA

Vous pourrez aussi aimer