JIOI – FITANDROANA NY FILAMINANA : POLISY MIISA HATRANY AMIN’NY 1850 MAHERY NO MIASA ISAN’ANDRO HITANDRO NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANATANTERAHANA NY LALAON’NY NOSY

Adidy lehibe hiandraiketan’ny Polisim-pirenena ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fanatanterarahana ny lalaon’ny nosy izay hanomboka ny zoma ho avy izao ny lanonana fanokafana. ✅️ Nisy ny fivoriana notanterahin’ireo lehiben’ny Polisim-pirenena notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fiarovana ireo toerana sy