JIOI – FITANDROANA NY FILAMINANA : POLISY MIISA HATRANY AMIN’NY 1850 MAHERY NO MIASA ISAN’ANDRO HITANDRO NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANATANTERAHANA NY LALAON’NY NOSY

Adidy lehibe hiandraiketan’ny Polisim-pirenena ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fanatanterarahana ny lalaon’ny nosy izay hanomboka ny zoma ho avy izao ny lanonana fanokafana.
✅️ Nisy ny fivoriana notanterahin’ireo lehiben’ny Polisim-pirenena notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fiarovana ireo toerana sy ireo atleta mpandray anjara amin’izany .
👮‍♂️👮‍♀️ Anisan’ny nisongadina tamin’izany ihany koa ny fitandroana ny filaminana eto Antananarivo renivohitra ka miisa 1850 ireo Polisy miasa isan’andro mandritra izany lalaon’ny Nosy izany .
#JIOI

JIOI – FITANDROANA NY FILAMINANA : POLISY MIISA HATRANY AMIN’NY 1850 MAHERY NO MIASA ISAN’ANDRO HITANDRO NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANATANTERAHANA NY LALAON’NY NOSY

Vous pourrez aussi aimer