LALAON’NY NOSY – TARANJA BASKET BAL : TOY IREO ATLETA REHETRA MANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY DIA NAHAZO PRIME AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANAJAKANA IHANY KOA NY ANKOAY

Tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana, amin’ny fikarakarana ny fiatrehan’ny lalaon’ny nosy izay atao eto Madagasikara manomboka ny 25 Aogositra ho avy izao. Ankoatra ny tohana ataon’ny Minisitera mpiahy dia androany no nanolorana ny  » Prime » avy amin’ny fitondram-panjakana ho an’ireo