PMPM ANTSIRABE – FANAMPIM-BAOVAO MAHAKASIKA IREO ANKIZY ROALAHY TANY ANTSIRABE NIVOAKA FB : EFA HITAN’NY POLISY NY TRANON’IZY ROALAHY ARY MISY NY FANAMPIANA OMENA AZY IREO

Nisy namoaka teto amin’ny tambazotra fb ny fiainan’izy roalahy kely ireto ary voalaza fa sahirana ara-pivelomana ireto farany ka mandeha mitady vola hividianany sakafo ho an’ny zokiny migadra. 👮‍♀️ Voaresaka ihany koa tao anatin’ilay « publication » fa efa maty ny rainy