FITANDROANA NY FILAMINANA MANDRITRA NY LALAON’NY NOSY : NITONDRA FANKAHEREZANA HO AN’NY MPITANDRO FILAMINANA NY PRAIMINISITRA LEHIBEN’NY GOVERNEMENTA

✅️ Nitsidika ny Centre opérationnel hiarahan’ireo mpitandro filaminana (EMMONAT , EMMOFAR ) mandrindra ny fitandroana ny filaminana madritra ny lalaon’ny Nosy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ireo minisitra eo anivon’ny governemanta nahitana ny Minisitry ny fiarovam-pirenena, ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka

AIRTEL MADAGASCAR : NANOME FITAOVAN-TSERASERA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA HOENTINA MANAFAINGANA NY FANATANTERAHANA NY ASA

Tonga nanolotra fitaovan-tserasera ( box internet , puce flotte, écran ) ho an’ny Polisim-pirenena ny Orinasa Airtel izay notarihin’ Andriamatoa RANDRIANARISON Heritiana, Talen’ny varotra sy ny fitsinjarana. 👮‍♂️🙏 Nandray sy nisaotra azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny Contrôleur