👉 Ity olona hita amin’ny sary ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisarian’ny boriboritany voalohany Analakely. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na hiantso ireto laharana finday manaraka ireto :
📞038 40 578 90
📞034 46 199 36
✅️ Toy izao ny momba azy :
👉 ANARANA : RAKOTONIAINA
👉 FANAMPINY : Florence
👉 TERAKA TAMIN’NY : 09 Juin 1993 tao Befelatanana
👉 TAONA: 33 Taona
👉 CIN : 101 242 158 108 ny 04/04/2012 tao TANA IV, duplicata du 07/06/2023 tao TANA IV.
👉 ADIRESY NAHITANA AZY FARANY : Lot II E 65 A Bis Ampanotokana Tsarahonenana
👉 ANTONY : Fisolokiana.
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo olona manome vaovao

FILAZANA FIKAROHANA: RAKOTONIAINA Florence

Vous pourrez aussi aimer