✅ Notanterahina ny talata 23 Jona 2026 ny Hazakazaky ny Fahaleovantena, niainga teo amin’ny Coliseum Analamahitsy. Hetsika iraisana teo amin’ny mpiasa amin’ny sehatra maro, ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika ary ireo Hery Fiarovana sy Filaminana no nanatanteraka
