🇲🇬 Ny sabotsy 20 jona 2026 tolakandro, tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka no nanatanterahana ny seho ara-miaramila manokana izay nampivondrona ireo Hery Fiarovana sy Filaminana, ho fampisehoana ny fahavononany hiaro ny vahoaka sy ny fananany. Nandritra izany dia samy naneho
