ADY AMIN’NY HELOKA ANABAKA : ANISAN’NY MANDRAY ANJARA AMIN’NY FIOFANANA KARAKARAIN’NY POLISY ANY MALAISIE NY POLISIMPIRENENA MALAGASY

🟢 Tafiditra ao anatin’ny fiaraha miasa eo amin’i Madagasikara sy Malaisie dia miatrika fiofanana  » International Cybercrime Enforcement Course (ICEC) 2026″, any Malaisie amin’izao fotoana izao ny solon-tena avy amin’ny Ministeran’ny Filaminambahoaka. 👮‍♂️ Tafiditra amin’ny ady amin’ny fisolokiana anabaka, sy

FILAZANA FIKAROHANA: RAKOTONIAINA Florence

👉 Ity olona hita amin’ny sary ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisarian’ny boriboritany voalohany Analakely. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na hiantso ireto laharana