👉 Polisimpirenena Miaro sy manampy ny vahoaka
‼️Tany amin’ny fitaleavam-mparitry ny Filaminambahoaka DIANA, komisaria Ambilobe, rongony 61 fonosana no sarona nandritra ny fisavana fiara mpitatitra teo amin’ny tetezan’i Mahavavy lalĂ na mampitohy Ambanja sy Diego ny 15 jona 2026 .
🔄 Ankoatra izay, mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisimpirenena ny 17 jona 2026 tao antsena Ambilobe ary efa naiditra am-ponja vonjimaika rehefa niakatra Fampanoavana.
📍 Tany Fianarantsoa kosa, lehilahy iray mpamatsy rongony no nosamborin’ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny komisaria CSP Ankofafa tao Ambodirano niaraka tamin’ireo fonosana rongony efa vonona ho amidy ny Asabotsy 27 Jona.
âś… Manentana hatrany ny olom-pirenena tsara sitrapo ny Polisimpirenena amin’ny fitorohana ireo mpanao ratsy.
HETSIKA « MAHOMBY » : AHITAM-BOKANY HATRANY IREO HETSIKA ATAON’NY POLISIMPIRENENA
