✅ Ady amin’ny asan-jiolahy 🚔 Naharay fitarainana mahakasika fandrobana miharo herisetra ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Manandriana ny 28 Mey 2026. 👮 Ny 30 Mey 2026 tokony ho tamin’ny 09 ora sy 30 minitra maraina, dia nahazo loharanom-baovao avy
