✅Ny Alatsinainy 29 Jona 2026 no nihaonana tetsy amin’ny Masoivohon’i Sina Nanisana, Andriamatoa S.E.M JI Ping, Masoivohon’i Sina eto Madagasikara, sy ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, ho fanaovan-tsonia amin’ny fanavaoazana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa
