FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HIADIANA AMIN’NY KOLIKOLY/ BIANCO : NISONGADINA NY MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Nisongadina ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka tamin’ny fifaninanana roa sosona izay nokarakarain’ny BIANCO. 🎖🏅 Teo amin’ny fifaninana 🎬 horonan-tsary fohy izay mivohy ny ady atao amin’ny kolikoly dia nahazo mari-pankasitrahana ny Polisimpirenena. 🏆Nahazo ny laharana voalohany kosa ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka teo