ENSP IVATO/ANDIANY MENDRIKA : NAPETRAKA AMBANY FANEVA

✅ Notanterahina ny zoma 22 desambra teny amin’ny ENSP Ivato ny fametrahana ambany faneva ny andiany MENDRIKA ( Maturité-Endurance-Neutralité- Dévouement -Rigueur-Intégrité -Courage- Abnégation ).
👮Izy ireo dia nahavita ny fiofanana ara-batana sy ara-tsaina izay nampitàna ny soatoavina maha Polisy ho azy ireo nandritra ny 45 andro, mialohan’ny hiatrehany ny fianarana mandritra ny 2 taona .
👮👮 Araka izany dia Mpianatra ho Commissaire de Police miisa 30 sy Mpianatra ho Officier de Police 50 no napetraka ambany faneva .
✅️ Nitarika ny lanona ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police, RANDRIANARISON Fanomezantsoa.Tamin’izany no nanolorany fisaorana hoan’ireo mpanabe rehetra eo anivon’ny sekoly izay namolavolala ireto andiany ire

ENSP IVATO/ANDIANY MENDRIKA : NAPETRAKA AMBANY FANEVA

Vous pourrez aussi aimer