– Ady amin’ny asan-jiolahy
– Tovolahy iray 28 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny CSP Itaosy, ny marainan’ny 26 Novambra 2026, rehefa niditra an-tsokosoko, nikasa hangalatra tao an-tokotanin’olona iray tao Ambanilalana Itaosy.
– Nentina eny amin’ny Kaomisaria Itaosy izy hanaovana ny fanadihadiana alohan’ny anolorana azy eo anivon’ny Fampanoavana.