ENSP IVATO – ANDIANY REHAREHA : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO COMMISSAIRES SY OFFICIERS DE POLICE

✅️ Rehefa nahavita ny fiofanana nandritra ny 02 taona izy 49 mianadahy dia natao androany ny lanonana famoahana ho Polisy azy ireo izay nitondra any anarana andiany « REHAREHA » .
?‍♂️?‍♀️Miisa 30 izy ireo no nivoaka ho « Officiers de Police » ka ?‍♀️ vehivavy ny enina (6) amin’izy ireo . Ho an’ny sokajy « Commissaires de Police » kosa dia miisa 19 mianadahy no nahavita ny fiofanana ary nahitana?‍♀️ vehivavy miisa efatra (4).
✅️ Arabaina ny andiany REHAREHA ary mirary soa sahady amin’ny adidy mavesatra miandry azy ireo eo amin’ny fanompoana ny vahoaka malagasy.

ENSP IVATO – ANDIANY REHAREHA : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO COMMISSAIRES SY OFFICIERS DE POLICE

Vous pourrez aussi aimer