CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA AMIN’NY ALALAN’NY MVOLA : TRA-TEHAKY NY POLISY NY LEHILAHY IRAY 23 TAONA

?Lehilahy mpisoloky Mvola amin’ireo olona manao « dépôt » eny amin’ny cash point no tra-tehaky ny Polisy ka tahaka izao ny fisehony :
✅Rehefa avy manao « opération mvola » ny olona manantona cash point dia maharay antso avy amin’olona mitonona ho mpiasan’ny telma ary lazainy fa  » bloqué » ny mvola-ny. Rehefa miantso azy izy ireo dia araraotiny ampanaovina opération mba hahafahany misintona ny vola ao anaty kaonty.
✅Ireo manao dépôt eny amin’ny cash point lehibe no lasibatra noho izy ireo mahazaka solde ambony .
✅Puce roa no ampiasainy ka 2.000.000Ar ny vola farany ambony azony, 50.000Ar kosa ny farany ambany. Efa mihoatra ny 40.000.000Ar kosa ny vola azony

CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA AMIN’NY ALALAN’NY MVOLA : TRA-TEHAKY NY POLISY NY LEHILAHY IRAY 23 TAONA

Vous pourrez aussi aimer