DRSP ANALAMANGA – FIVAPOVA – FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY : TSY NANADINO IREO ZANAKA SY VADINA POLISY MATY AM-PERIN’ASA FA NANOME FANOMEZANA HO AZY IREO

?‍?‍? Mbola maro ireo zanaka Polisy kamboty tsy tafiditra eny amin’ny akany saingy tsy nohadinoin’ny fianakaviam-ben’ny Polisim-pirenena izy ireo fa notolorana fanomezana (vary, akoho sy sakafo isan-karazany ary kilalao) hoentina miatrika ny fety.
?‍♀️?‍♂️Ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka sy ny FIVAPOVA moa no angady nananana ireto fanampiana ireto hanomezana fifaliana ireo fianakaviana Polisy maty am-perin’asa.
✅️ Tonga teny an-toerana nizara ny fanomezana Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka mivady CGP RANDRIANARISON Fanomezantsoa mivady niaraka tamin’ireo lehibe isan-tsokajiny eto anivon’ny Polisim-pirenena.

DRSP ANALAMANGA – FIVAPOVA – FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY : TSY NANADINO IREO ZANAKA SY VADINA POLISY MATY AM-PERIN’ASA FA NANOME FANOMEZANA HO AZY IREO

Vous pourrez aussi aimer