ENIAP ANTSIRABE : NAPETRAKA TEO AMBANY FANEVA IREO MPIANATRA HO AGENTS SY INSPECTEURS ANDIANY « MAHEFA »

✅ Anio Talata 27 Desambra 2022 no napetraka eo ambany faneva ireo mpianatra ho Polisy Inspecteurs sy Agents de Police any Antsirabe rehefa nahavita ny sedra ara-batana sy ara-tsaina nandritra ny 45 andro
✅️ 1319 izy ireo no nahatontosa ny dingana voalohany hatramin’ny farany raha 1350 no niatrika izany teo am-pidirana .
?‍♀️?‍♂️ Misalotra ny anarana « MAHEFA » moa ireto mpianatra vaovao ireto ary haharitra herintaona ny famolavolana azy ireo ho tena Polisy miaro sy manampy vahoaka .

ENIAP ANTSIRABE : NAPETRAKA TEO AMBANY FANEVA IREO MPIANATRA HO AGENTS SY INSPECTEURS ANDIANY « MAHEFA »

Vous pourrez aussi aimer