CSP3 -CSP7 – FISAFOANA ANATY ELAKELAN-TRANO : LEHILAHY MIISA 02 TRATRA NIARAKA TAMIN’NY ANTSY LAVA

✅️ Teo am-panaovana fisafoana teny amin’ny elakelan-tranon’Ampandrana iny ny Polisy no tafahoana tamin’ity mpanendaka niaraka amin’ny antsy lava lela ka dia noraisim-potsiny ity olon-dratsy .
✅️Tetsy Antsalovana ihany koa dia lehilahy iray mijoro anaty elakelan-trano amin’ny 01 ora maraina no voatery nosavain’ny Polisy ka nahitana sabatra lava lela . Fantatra fa miandry mpandalo hoendahina ihany koa ity farany
?‍♂️?‍♀️Amin’izao vanin’andro fety izao dia manamafy ny asany amin’ny fitandroana ny filaminana ny Polisim-pirenena. Raha ny andron’ny 24 hatramin’ny 25 desambra teo fotsiny dia miisa 54 ireo olona voasambotra.

CSP3 -CSP7 – FISAFOANA ANATY ELAKELAN-TRANO : LEHILAHY MIISA 02 TRATRA NIARAKA TAMIN’NY ANTSY LAVA

Vous pourrez aussi aimer