TOAMASINA : LANONANA FANDRAISAM-PIBAIKOANA TEO AMIN’IREO TALEM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA MIISA TELO : ATSINANANA, ANALANJIROFO ARY ALAOTRA MANGORO.

– Tontosa ny 21 Novambra 2026 ny lanonana ara-miaramila fandraisana fibaikoana izay notanterahina teto Toamasina renivohitra, Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka miisa telo dia Antsinana, Alaotra Mangoro ary Analanjirofo no nandray izany. – Noho izany : ny Talem-paritry ny Filaminambahoaka Antsinana dia