– Misy kaonty Facebook sandoka mampiasa ny anarana sy ny sarin’ny Coordonnateur, Cheffe de l’Inspection Générale de la Police Nationale, ny Contrôleur Général de Police MARINJAHA Vavitafika Vololonandro. – Entanina ny rehetra mba ho mailo, tsy hamaly hafatra, tsy hanao
