FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA ANALAMANGA : OLONA MIISA 07 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAMIN’NY RAHARAHA FANDIKAN-DALANA SAMIHAFA.

🛡️ Ady amin’ny asan-jiolahy sy ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. 👮‍♂️ Mitohy ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana eto amin’ny Faritra Analamanga. 📍 Tao Andrefan’Ambohijanahary, lehilahy iray no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Mahamasina, rehefa tratra