🛡️ Ady amin’ny asan-jiolahy sy fiarovana ireo olona marefo. 👮‍♂️ Olona telo mpangalatra sy mpanao sinto-mahery no voasambotry ny Polisimpirenena, teto Antananarivo renivohitra, ny Alarobia 25 Novambra 2026. 🚔 Tokony ho tamin’ny 02 ora maraina, tao Antanety Atsimo, akaikin’ny Video
