TOURNOI ASIEF 2023 : LASAN’NY POLISIM-PIRENENA AVOKOA NY AMBOARA TEO AMIN’NY TARANJA FOOT SY BASKET

Nisongadina ny ekipan’ny Polisim-pirenena tamin’ny taranja iombonana nandritra ny fifaninanana ara-panatanjahatena ASIEF natao tany Toamasina .
⛹️‍♂️Ho an’ny taranja Basket-ball dia lasan’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka avokoa ny amboara teo amin’ny sokajy senior sy ny sokajy vétéran .
⚽️ Ho an’ny taranja baolina kitra ihany koa dia mbola nibata ny fandresena ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka.
👏👏Araka izany dia nahazo vokatra tsara ny ekipan’ny Polisim-pirenena nandritra ny fifaninanana ka miarahahaba azy ireo nitondra avo ny voninahitry ny Minisitera

TOURNOI ASIEF 2023 : LASAN’NY POLISIM-PIRENENA AVOKOA NY AMBOARA TEO AMIN’NY TARANJA FOOT SY BASKET

Vous pourrez aussi aimer