USI – FIFAMPITIFIRANA TETSY NAMONTANA : JIOLAHY IRAY INDRAY NO LAVO NIARAKA TAMIN’NY BASY

✅ Tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany alina tetsy Namontana no nifampitifitra ny Polisy sy ny jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana eny an-toerana.
✅ Vokany, lavo teo noho eo ny jiolahy nitana basy vita gasy niaraka amin’ny bala raha tafatsoaka kosa ny namany .
✅ Efa tsy zoviana amin’ireo olona mipetraka eny an-toerana moa ity Jiolahy ity ary malaza amin’ny fanafihana cash-point. Voatonona ho Isan’ireo nanao fanafihana tetsy Ambodifilao ihany koa ny tenany.

USI – FIFAMPITIFIRANA TETSY NAMONTANA : JIOLAHY IRAY INDRAY NO LAVO NIARAKA TAMIN’NY BASY

Vous pourrez aussi aimer