FANADINANA HIDIRANA HO POLISY : MIHEMOTRA HO 9 SY 10 JOLAY NY FIFANINANANA RAHA LASA NY 10 JONA KOSA NY FARAN’NY FAMETRAHANA ANTONTAN-TARATASY

✅ Ampahafantarina isika izay miomana amin’ny fikarakarana antontan-taratasy amin’ny fiatrehana ny fanadinana hidirana ho Polisy fa mihemotra ho amin’ny 10 jona ny farany fanaterana antontan-taratasy.
✅ Araka izany dia mihemotra ho amin’ny 9 sy 10 jolay ihany koa ny fanatanterahana ny fifaninanana.

FANADINANA HIDIRANA HO POLISY : MIHEMOTRA HO 9 SY 10 JOLAY NY FIFANINANANA RAHA LASA NY 10 JONA KOSA NY FARAN’NY FAMETRAHANA ANTONTAN-TARATASY

Vous pourrez aussi aimer