CSP4 – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : TERAKA TAO ANATY FIARAN’NY POLISY ILAY RENIM-PIANAKAVIANA NOENTINA HAMONJY TOERAM-PITSABOANA

CSP4 – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : TERAKA TAO ANATY FIARAN’NY POLISY ILAY RENIM-PIANAKAVIANA NOENTINA HAMONJY TOERAM-PITSABOANA ?‍?‍?Dia an-tongotra amin’ny 02 ora maraina no noentin’izy mianakavy kely namonjy toeram-pitsaboana satria andeha hiteraka ilay renim-pianakaviana. Fiarana Polisy nanao sakana tetsy