DRSP ANALAMANGA – FIVAPOVA – FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY : TSY NANADINO IREO ZANAKA SY VADINA POLISY MATY AM-PERIN’ASA FA NANOME FANOMEZANA HO AZY IREO

DRSP ANALAMANGA – FIVAPOVA – FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY : TSY NANADINO IREO ZANAKA SY VADINA POLISY MATY AM-PERIN’ASA FA NANOME FANOMEZANA HO AZY IREO ?‍?‍? Mbola maro ireo zanaka Polisy kamboty tsy tafiditra eny amin’ny akany saingy tsy nohadinoin’ny

AKANY AMBATOLAMPY : TSY NANADINO AN’IREO ZAZA KAMBOTY MIISA 71 NY FIANAKAVIAMBEN’NY POLISIM-PIRENENA AMIN’IZAO ANKATOKY NY FETY IZAO

AKANY AMBATOLAMPY : TSY NANADINO AN’IREO ZAZA KAMBOTY MIISA 71 NY FIANAKAVIAMBEN’NY POLISIM-PIRENENA AMIN’IZAO ANKATOKY NY FETY IZAO ???Amin’izao fotoana akaiky ny fetin’ny ankizy izao indrindra no nanehoan’ny fianavakiamben’ny Polisim-pirenena fa manana solon-dRay aman-dreny afaka iankinana ireo ankizy kamboty taizaina

CSP 4 ,SAG , USI , UIR, BFP – FANENDAHANA SY HAROM-PAOSY AKAIKY FETY : MIISA 07 IREO MPANAO RATSY AZON’NY POLISY TETSY ISOTRY TAO ANATIN’NY IRAY ANDRO

✅️ Taorian’ny fahazoana ireo mpanendaka sy mpangarom-paosy tetsy Anosibe dia anjaran’ny tetsy Isotry indray no nahazoam-bokatra . ✅️ Miisa 07 mianadahy no tra-tehaky ny Polisy ambodiomby nanao ny asa ratsiny tetsy Ambodin’Isotry sy Tabernakely. ✅ ️Manararaotra ny fahamaroan’ny olona miantsena

MSP- MNDPT : NATOLOTRA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AMPIASAIN’NY POLISIM-PIRENENA IREO CAMERA DE SURVEILLANCE MIISA 1200 HIASA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA

MSP- MNDPT : NATOLOTRA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AMPIASAIN’NY POLISIM-PIRENENA IREO CAMERA DE SURVEILLANCE MIISA 1200 HIASA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA ✅️ Caméra de surveillance raitra miisa 1200 , fibre optique mirefy 300km, pilones miisa 18 ho ana réseau eLTE 4G, Site