MSP- MNDPT : NATOLOTRA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AMPIASAIN’NY POLISIM-PIRENENA IREO CAMERA DE SURVEILLANCE MIISA 1200 HIASA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA

✅️ Caméra de surveillance raitra miisa 1200 , fibre optique mirefy 300km, pilones miisa 18 ho ana réseau eLTE 4G, Site Intelligent Vidéo Solution miisa 300, Talkie-walkie miisa 800 ary 15 radio embarqué no natolotry ny Minisiteran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampiroboroboana haitao ara-kajy mirindra tamin’ny alalan’ny Minisitra Andriamatoa RAZAFINDRAMALO Tahina ho fanampiana ny Polisim-pirenena amin’ny fanatanterahana ny asany.
✅️ Tonga nandray izany tetsy amin’ny Artec Andohatapenaka ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa. ?‍♂️Nambarany fa efa ela no nanirian’ny Polisim-pirenena hampiasa fitaovana tahaka izao ho entina miady amin’ny asan-jiolahy isan-karazany sy handrindrana ny fifamoivoizana izay miseho eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

MSP- MNDPT : NATOLOTRA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AMPIASAIN’NY POLISIM-PIRENENA IREO CAMERA DE SURVEILLANCE MIISA 1200 HIASA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Vous pourrez aussi aimer