SCPAF IVATO : TERATANY SRI-LANKAIS IRAY TRATRA NITONDRA VATO SAROBIDY TANY ANATY FITOMBENANY

✅️ Teratany sri-lankais iray hiondrana ho any Maorisy no tra-tehaky ny Polisy tetsy Ivato nitondra vato sarobidy .
?‍♂️ Nampiahiahy ny Polisy ny fihetsik’ity rangahy ity, nosavaina ny entana noentiny dia tsy nahitana na inona na inona .
✅️ Rehefa nosavaina ny vatany dia tratra tany anaty fitombenany ny vato sarobidy maromaro. Nosamborina ary tsy afaka nandray ny fiaramanidina tokony hitondra azy ity rangahy ity.

SCPAF IVATO : TERATANY SRI-LANKAIS IRAY TRATRA NITONDRA VATO SAROBIDY TANY ANATY FITOMBENANY

Vous pourrez aussi aimer