CSP 4 ,SAG , USI , UIR, BFP – FANENDAHANA SY HAROM-PAOSY AKAIKY FETY : MIISA 07 IREO MPANAO RATSY AZON’NY POLISY TETSY ISOTRY TAO ANATIN’NY IRAY ANDRO

✅️ Taorian’ny fahazoana ireo mpanendaka sy mpangarom-paosy tetsy Anosibe dia anjaran’ny tetsy Isotry indray no nahazoam-bokatra .
✅️ Miisa 07 mianadahy no tra-tehaky ny Polisy ambodiomby nanao ny asa ratsiny tetsy Ambodin’Isotry sy Tabernakely.
✅ ️Manararaotra ny fahamaroan’ny olona miantsena amin’izao akaiky fety izao ireto olon-dratsy ireto hanaovany ny asa ratsiny saingy efa misy ireo Polisy manao fanamiana sivily mitsirika ny ataon’izy ireo.

CSP 4 ,SAG , USI , UIR, BFP – FANENDAHANA SY HAROM-PAOSY AKAIKY FETY : MIISA 07 IREO MPANAO RATSY AZON’NY POLISY TETSY ISOTRY TAO ANATIN’NY IRAY ANDRO

Vous pourrez aussi aimer