USI – FIFAMPITIFIRANA TETSY AMBOHIMIRARY : LAVON’ NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY

?‍♂️Misy hatrany ny be midina ataon’ny Polisy amin’ny fisafoana ireo faritra mafana eto an-drenivohitra.
? Tokony ho tamin’ny 11 Ora sy 30 minitra alina no nifanehitra tamin’ny Jiolahy mitam-basy ireo Polisy manao fisafoana .
✅ Nisy ny fifiandonana teo amin’ny roa tonta ka jiolahy iray indray no lavon’ny balan’ny Polisy tetsy Ambohimirary . Hifampitandiavana kosa ireo namany izay lasa nandositra.

USI – FIFAMPITIFIRANA TETSY AMBOHIMIRARY : LAVON’ NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY

Vous pourrez aussi aimer