SAG – MPANGAROM-PAOSY TAO ANATY TAXI BE : TRATRAN’NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVILY TEO AM-PANAOVANA NY ASA RATSINY

✅ Mihaino ny fitarainana taterin’ny olom-pirenena ny Polisy mahakasika ny fisiana andiana mpangarom-paosy mitsofoka any anaty fitateram-bahoaka.
?‍♂️? Efa misy ireo Polisy manao fanamiana sivily manaraka ireny taxi-be ireny manara-maso ireo olona mikasa hanao asa ratsy .
✅ Vokany, tratra ambodiomby nangalatra vola sy firavaka volafotsy tao anaty kitapona mpandeha iray ity tovolahy vao 18 taona ity. Tsy nampoiziny ny fisian’ireo Polisy niaraka taminy tao ary nosamborina avy hatrany ilay olon-dratsy.

SAG – MPANGAROM-PAOSY TAO ANATY TAXI BE : TRATRAN’NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVILY TEO AM-PANAOVANA NY ASA RATSINY

Vous pourrez aussi aimer