CSP 7 67 HA – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MIISA 02 MIARAKA AMIN’NY ANTSY LAVA INDRAY NO LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY HARIVA TEO TETSY ANKASINA

?‍♂️Nisy ny angom-baovao azon’ny Polisy mahakasika jiolahy mitondra zava-maranitra hanararaotra hanao asa ratsy mandritra ny fiavian’ny orana tetsy Ankasina.

✅️ Tonga teny an-toerana ireo Polisy manao fanamiana sivily niandry ireto olon-dratsy . Teo am-panendahana olona hamonjy fodiana tokoa ireto farany no nifanehitra tamin’ny mpitandro ny filaminana

? Vokany jiolahy miisa 02 indray no lavon’ny balan’ny Polisy .

CSP 7 67 HA – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MIISA 02 MIARAKA AMIN’NY ANTSY LAVA INDRAY NO LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY HARIVA TEO TETSY ANKASINA

Vous pourrez aussi aimer