BC2 – SECMIN – MOTO NISY NANGALATRA TEO IVELAN’NY FITSARANA ANOSY : TRATRA TEO AM-PANOSEHANA AZY ILAY LEHILAHY

? Moto nipetraka teo amin’ny fitsarana no natosik’ity lehilahy tsimoramora ka tsy hitan’ny tompony intsony ny nisy azy .
?‍♂️ Polisy miasa mandamina fifamoivoizana eny anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka no nahita ity lehilahy kaodikaody nanosika moto ka nanajanona azy avy hatrany .
✅ Rehefa nojerena ilay moto dia tsy nisy lacle ary tsy nahitana porofo fa an’ity lehilahy ity ilay moto. Voasambotra teo noho eo ihany ilay lehilahy ary efa tafaverina any amin’ny tompony kosa ilay moto.

BC2 – SECMIN – MOTO NISY NANGALATRA TEO IVELAN’NY FITSARANA ANOSY : TRATRA TEO AM-PANOSEHANA AZY ILAY LEHILAHY

Vous pourrez aussi aimer