CSP SOANIERANA IVONGO – FANGALARANA VOLA : VOLA MITENTINA 12 700 000AR NO LASAN’ITY RANGAHY ITY SAINGY TRATRAN’NY POLISY IHANY TATY AORIANA

✅ Tsy nahatohitra fakam-panahy ity rangahy ka vola nampitondraina azy omena olona indray no naodiny ary noentiny nandositra. Nametraka fitoriana araka izany ny tompom-bola. Nanao ny fanadihadiana ny Polisy ary tratra ilay rangahy .
✅ Vola 12 700 000ar no hita tany aminy ary efa nandrombinany nataony sakafo sy nividianany omby ilay vola.
✅ Naverina tany amin’ny tompony avokoa ireo vola sy ilay omby efa novidian’ilay rangahy .

CSP SOANIERANA IVONGO – FANGALARANA VOLA : VOLA MITENTINA 12 700 000AR NO LASAN’ITY RANGAHY ITY SAINGY TRATRAN’NY POLISY IHANY TATY AORIANA

Vous pourrez aussi aimer