FIP – ZAZALAHY KELY 6 TAONA TSY NISY NAKA TANY AM-PIANARANA : NY POLISY INDRAY NO NANATITRA ILAY ZAZA TANY AN-TRANO

? Amin’ny 07 Ora hariva ity zazakely 06 taona ity no nijanona irery tao am-pianarany tsy mbola nisy naka tany an-tsekoly . Ny Polisy manao fisafoana eo akaiky eo no nanampy azy nitady ny trano fonenany ary tonga soa aman-tsara tao an-tranony izy.
? Aoka re mba tsy atao hatsirambina ny fijerena ny zanantsika fa lasa mampihorohoro ny saim-bahoaka amin’ny toe-java- misy izay mitranga eny anivon’ny fiaraha-monina ankehitriny.

FIP – ZAZALAHY KELY 6 TAONA TSY NISY NAKA TANY AM-PIANARANA : NY POLISY INDRAY NO NANATITRA ILAY ZAZA TANY AN-TRANO

Vous pourrez aussi aimer