Fanolorana fitaovana hoan’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Atsimo Andrefana

Moto maromaro sy solosaina maro2 miampy imprimante no natolotry ny Fitondrampanjakana ny Fitaleavamparitry ny Filaminambahoaka Atsimo Andrefana androany 09/08/2022. Ny Minisitry ny Filaminambahoaka no nanolotra izany teto.
Fisaorana ny Fitondrana izay tarihin’i Filoha Andry RAJOELINA fa zava-dehibe ny fisian’izao fitaovana izao hoy ny Solombavambahoaka Toliara I Rabehaja Jean raha nandray fitenenena.

Fanolorana fitaovana hoan’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Atsimo Andrefana

Vous pourrez aussi aimer