UIR – FILOKANA AN-DALAMBE : OLON-DEHIBE MIISA 05 NOSAMBORINA REHEFA NANAOVANA FANENTANANA KANEFA MBOLA NAMERINA IHANY

Notenenin’ny Polisy moramora izy ireto ary nampahafantarina fa voarara ny lalĂ na ny filokana an-dalambe. đźš”Rehefa lasa ny Polisy ary niverina teo amin’ilay toerana dia ireo izy 05 lahy misahirana manohy ny lalao .
🚨Nosamborin’ny Polisy avy hatrany ireto farany rehefa sarotra natoro sy notenenina ary nanokafana fanadihadiana eny amin’ny kaomisaria.
đź“ŁTsara ny mampahafantara antsika rehetra fa tsy azo atao ny miloka eny an-dalambe ( mena mahazo , kidia kely, tourniquet ,..) . Efa maro ny fanentanana nataon’ny Polisy ka hiroso amin’ny fisamborana izy ireo manomboka izao .

UIR – FILOKANA AN-DALAMBE : OLON-DEHIBE MIISA 05 NOSAMBORINA REHEFA NANAOVANA FANENTANANA KANEFA MBOLA NAMERINA IHANY

Vous pourrez aussi aimer