POLISIM -PIRENENA / FIAKARANA GALONA : MIISA 31 IREO POLISY NOTOLORANA NY GRADE INSPECTEUR DE POLICE

Nakarina eo amin’ny grade « Inspecteur de Police » izy 31 Mianadahy ireto rehefa hita fa nahafapo ny asa nataon’izy ireo ary nahafeno ny fepetra notakiana amin’ny fitondrana izany galona izany .
👮‍♂️🏀👮‍♂️ Tafiditra ao anatin’izany ireo Polisy mirahalahy nitondra avo ny voninahi-pirenena malagasy teo amin’ny taranja basket dia i :
👉 Livio RATIANARIVO izay lasa Inspecteur de Police 2e classe 3e échelon
👉 ary i Arnol Jean Alpha izay lasa Agent de Police 3e échelon
✅️ Miarahaba azy ireo nahazo ny galona vaovao ary mirary soa hatrany amin’ny fiarovana sy fanampiana ny vahoaka
POLISIM -PIRENENA / FIAKARANA GALONA : MIISA 31 IREO POLISY NOTOLORANA NY GRADE INSPECTEUR DE POLICE

Vous pourrez aussi aimer