LALAON’NY NOSY / POLISIM-PIRENENENA MIARO SY MANAMPY : NANOME TANANA TAMIN’NY FANADIVOANA NY TANANA

Polisy miisa 200 ( nahitana Polisy am-perin’asa sy mpianatra ho Polisy ) izay notarihin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka no indray niara- nientana nanao asa tagnamaro nanadio ny lalana mihazo ny carlton anosy hatreny amin’ny Antenimieran-doholona ary avy teo dia nifindra teny amin’ny lalana Rocade iny.
✅️ Izany no natao dia ho mariky ny fandraisan’andraikitry ny Polisimpirenena sy ho fanomezan-tanana amin’ny fiatrehana ny lalaon’ny Nosy.
📣🚮Eto dia manentana ny mpiarabelona ny Polisimpirenena mba hitandro sy hanaja hatrany ny fahadiovan’ny tananantsika.

LALAON’NY NOSY / POLISIM-PIRENENENA MIARO SY MANAMPY : NANOME TANANA TAMIN’NY FANADIVOANA NY TANANA

Vous pourrez aussi aimer