SRPJ DIANA/ ZAZALAHY HITA FATY : NY RENINY IHANY NO NAMONO ILAY ZAZA .

✅️ Voasambotry ny Polisy ilay renimpianakaviana nahavanon-doza namono zaza tao Mangarivotra Commune Urbaine Antsiranana. Raha tsiahivina dia nahitana fatin-jaza tao anaty lavadrano.
✅️ Rehefa natao ny fanadihadiana dia fantatra fa ny reniny ihany no namono ny zanany ny 03 oktobra lasa teo.
🍲 Raha ny fantatra dia resaka vilanim-bary voadakan’ilay zaza vao 4 taona monja no antony nanaovany izao habibiana izao.
👮‍♂️🚨 Hatolotra ny fampanoavana ny raharaha.

SRPJ DIANA/ ZAZALAHY HITA FATY : NY RENINY IHANY NO NAMONO ILAY ZAZA

Vous pourrez aussi aimer