POLISIM-PIRENENA : LANONANA TELO SOSONA NO TONTOSA ANDROANY TENY AMIN’NY ENSP IVATO

?‍♂️ Fifamindram-pibaikoana teo amin’ny tale misahana ny sekoly ambony ny Polisim-pirenena teo aloha ny Contrôleur général de police Jean Yves Remi ANDRIANIRINARIVELO ny tale vaovao ny Commisaire principal de Police Razaka ANDRIAMAHASOA
?‍♂️ Fifamindram-pibaikoana teo amin’ny fitaleovam-paritry ny Polisim-pirenena eto Analamanga teo aloha Ny Commissaire Principal de Police Hector RAZAFINDRAZAKA sy ny Tale vaovao ny Commissaire Principal de Police Hami ANDRIANALISON
?‍♂️?‍♀️Fametrahana galona ireo Polisy 15 mianadahy nahazo izany ka ny 02 tamin’izy ireo niakatra ho Contrôleur Général de Police , ny 03 nahazo Commissaire divisionnaire de Police , ny 07 lasa Commissaire Principal de Police ary ny 03 telo kosa niakatra ho Commissaire de Police de 1ere Classe 1er échelon.
✅ Nambaran’ireto Polisy voatendry amin’ny andraikitra vaovao sy niakatra galona ireto moa ny fahavononany hatrany hanatsara ny asan’ny Polisim-pirenena.
Mirary soa ho azy ireo amin’ny adidy lehibe miandry azy dia ny fanompoana ny vahoaka izany.

POLISIM-PIRENENA : LANONANA TELO SOSONA NO TONTOSA ANDROANY TENY AMIN’NY ENSP IVATO

Vous pourrez aussi aimer