BC3 – BC4 – FIFAMPITIFIRINA TETSY IVANDRY : LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY MIISA 02 SY ODY GASY

✅ Teny Ivandry no nifanehitra ny Polisy sy ireo jiolahy rehefa nisy ny fifanenjehana tamin’ny faritra maro teto an-drenivohitra. Nandritra ny fifampitifirana teo amin’ny roa tonta no nahalavo ity jiolahy fantatra amin’ny solon’anarana hoe « Tintin » ity .
✅ Mbola hita teny aminy moa ny ody gasy sy basy poleta feno bala miisa roa nampiasainy nandritra ny fifampitifirana.
✅ Efa mpanao fanafihana mitam-piadiana mahery vaika nandratrana sy namonoana olona eto an-drenivohitra moa ry Tintin sy ny namany ka izao lavon’ ny balan’ny Polisy izao ny lehiben’izy ireo.

BC3 – BC4 – FIFAMPITIFIRINA TETSY IVANDRY : LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY MIISA 02 SY ODY GASY

Vous pourrez aussi aimer