PMPM TOLIARA – FANOLANANA : RANGAHY LEHIBE 77 TAONA NOSAMBORINA NOHO NY FANOLANANA ZAZAVAVIKELY 07 TAONA MANANA FAHASEMBANANA

Nohararaotin’ity olon-dehibe 77 taona ity ny zazavavy kely 08 taona manana fahatarana ara-tsaina ka nanamparany ny filan-dratsiny .
👩‍⚕️👮‍♂️Rehefa nozahan’ny Mpitsabo ilay zazavavikely dia fantatra fa nisy nanolana . Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Polisy teny an-toerana ary nikaroka izay nahavanon-doza.
👴🚨 Fantatra tamin’ny alalan’ny fanadihadiana fa ity rangahy lehibe ity no nanao izany ka nosamborina avy hatrany .
Naiditra am-ponja moa izy rehefa natolotra ny fampanoavana

PMPM TOLIARA – FANOLANANA : RANGAHY LEHIBE 77 TAONA NOSAMBORINA NOHO NY FANOLANANA ZAZAVAVIKELY 07 TAONA MANANA FAHASEMBANANA

Vous pourrez aussi aimer